1 Chronicles 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Meonotahy no niteraka an’i Ofra; i Seraia no niteraka an’i Joaba, rain’ny ao an-dohasahan’ny mpiasa; fa mpahay taozavatra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Maonatì niteraka an’i Ofrà; i Saraià niteraka an’i Jôaba, rain’ny ao an-dohasan’i Karaskima, fa mpiasa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mehônôtahy no ray niteraka an’i Hôfrà; ary i Seraià no ray niteraka an’i Jôaba razamben’ny ao Geharasima na hoe Lohasahan’ny mpiasa, fa mpiasa izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Meonotahy niteraka an'i Ofra; ary Seraia niteraka an'i Joaba, razamben'ny ao an-dohasahan'ny mpiasa; fa mpiasa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Meonotahy no niteraka an’i Ofra; i Seraia no niteraka an’i Joaba, rain’ny ao an-dohasahan’ny mpiasa; fa mpahay taozavatra izy ireo.
malagasy
Ary Meonotahy niteraka an'i Ofra; ary Seraia niteraka an'i Joaba, razamben'ny ao an-dohasahan'ny mpiasa; fa mpiasa ireo.