1 Chronicles 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kaleba, zanakalahin’i Jefone, dia Iro sy i Elaha ary i Nama; ny zanakalahin’i Elaha dia i Kenaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kaleba, zanak’i Jefone: i Hira, i Elà, ary i Nahama. Zanaka lahin’i Elà: i Seneza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè dia i Hiro sy Elà ary i Nahama; ary ny zanakalahin’i Elà dia i Kenaza.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kaleba, zanakalahin'i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin'i Elaha dia Kenaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kaleba, zanakalahin’i Jefone, dia Iro sy i Elaha ary i Nama; ny zanakalahin’i Elaha dia i Kenaza.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kaleba, zanakalahin'i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin'i Elaha dia Kenaza.