1 Chronicles 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Jehalalila dia i Zifa, i Zifaha, i Tiria ary i Asarela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Jaleleela: i Zifa, i Zifà, i Tirià ary i Asraela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Jehalaleela dia i Zifa sy i Zifà ary i Tirià sy i Asarela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Jehalalila dia i Zifa, i Zifaha, i Tiria ary i Asarela.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela.