1 Chronicles 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ezra dia i Jetera, i Mereda, i Efera ary i Jalona. Niteraka an’i Miriama sy i Samay ary i Jisba rain’ny any Estemoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Esrà: i Jetera, i Mereda, i Efera, ary i Jalôna. Ilay Ejiptianina novinadin’i Mereda, niteraka an’i Miriama sy i Samaì ary i Jesbà, rain’i Estamao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hezrà dia i Jetera sy i Mereda ary Hefera sy i Jalôna. Ary nanambady an’i Bitià, zanakavavin’ny Farao, i Mereda, ka niteraka an’i Miriama sy i Samày ary i Jisbà ilay mpanorina an’i Estemôa;
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an'i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben'ny any Estemoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ezra dia i Jetera, i Mereda, i Efera ary i Jalona. Niteraka an’i Miriama sy i Samay ary i Jisba rain’ny any Estemoa izy.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an'i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben'ny any Estemoa.