1 Chronicles 4:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’ny vadin’i Odaià, anabavin’i Nahama: ny rain’i Keilà, ilay Garmiànina, sy ny rain’i Estamao ilay Makatianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Hodia vadiny, izay anabavin'i Nahama, dia ny razamben'ny an'i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Hodia vadiny, izay anabavin'i Nahama, dia ny razamben'ny an'i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.