1 Chronicles 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Reaia, zanakalahin’i Sobala, no niteraka an’i Jahata; i Jahata no niteraka an’i Ahomay sy i Lahada. Ireo no fianakavian’ny Zoraìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Raià zanaka lahin’i Sobala, niteraka an’i Jahata; i Jahata niteraka an’i Akamaia sy i Lahada. Ireo no fokon’i Sareanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Reaià, zanakalahin’i Sôbala, no ray niteraka an’i Jahata; ary i Jahata no ray niteraka an’i Ahomay sy i Lahada: izy mirahalahy ireto no razamben’ny tarika Tsôrehatita.
Malagasy Bible 1865
Ary Reaia, zanakalahin'i Sobala, niteraka an'i Jahata; ary Jahata niteraka an'i Ahomay sy Lahada. Ireo no fokon'ny Zoraita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Reaia, zanakalahin’i Sobala, no niteraka an’i Jahata; i Jahata no niteraka an’i Ahomay sy i Lahada. Ireo no fianakavian’ny Zoraìta.
malagasy
Ary Reaia, zanakalahin'i Sobala, niteraka an'i Jahata; ary Jahata niteraka an'i Ahomay sy Lahada. Ireo no fokon'ny Zoraita.