1 Chronicles 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Simôna dia i Amnôna sy i Rinà ary i Bena-Hanàna sy i Tilôna. Taranak’i Jisehỳ: i Zôheta sy ilay zanakalahin’i Zôheta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Simona dia i Amnona, i Rina, i Beny-Hanana ary i Tilona. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Zoheta sy i Beny-Zoheta.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.