1 Chronicles 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Sela, zanak’i Joda, dia i Era, rain’i Leka; i Lada, rain’i Maresa; ny fokon’ny mpanao lamba rongony fotsy madinika amin’ny ankohonan’i Asbea;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Selà, zanak’i Jodà: I Hera rain’i Lekà; i Laadà rain’i Maresà sy ny fianakaviana amin’ny fokon’ny mpanao biso sy amin’ny fokon’i Askebea,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Selà, zanakalahin’i Joda: i Hera mpanorina an’i Lekà; i Lahedà mpanorina an’i Maresà; ireo tarika mpanenona lamba rongony tao Bety-Asbea;
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Sela, zanak'i Joda, dia Era, rain'i Leka, sy Lada, rain'i Maresa, sy ny fokon'ny mpanao rongony fotsy madinika amin'ny ankohonan'i Asbea;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Sela, zanak’i Joda, dia i Era, rain’i Leka; i Lada, rain’i Maresa; ny fokon’ny mpanao lamba rongony fotsy madinika amin’ny ankohonan’i Asbea;
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Sela, zanak'i Joda, dia Era, rain'i Leka, sy Lada, rain'i Maresa, sy ny fokon'ny mpanao rongony fotsy madinika amin'ny ankohonan'i Asbea;