1 Chronicles 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary i Joasy sy i Sarafa, izay samy nitondra tany Moaba, dia niverina tany Lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy i Jôkima ary ny olona ao Kôzebà sy i Jôasa sy i Safara izay samy nanapaka tany Moaba, sy i Jaskôbi-Lemeka. Zavatra efa ela izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jôkima sy ny mponina tao Kôzebà; ary i Jôasy sy i Sarafa, izay samy nanambady vehivavy môabita vao niverina nonina tao Betlehema: zavatra efa tranainy izany.
Malagasy Bible 1865
ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary i Joasy sy i Sarafa, izay samy nitondra tany Moaba, dia niverina tany Lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.
malagasy
ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.