1 Chronicles 4:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoeran’izy ireo, teo akaikin’ny mpanjaka, satria niasa ho an’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy i Gederà, nonina teo anilan’ny mpanjaka izy, dia niasa ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’izy mirahalahy no mpanefy vilany sady mponina tao Netahima sy Gedera; tamin’ny alalan’ny mpanjaka no nonenany tao satria asa ho an’ny mpanjaka no nataony.
Malagasy Bible 1865
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoerany tamin'ny mpanjaka hanao ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoeran’izy ireo, teo akaikin’ny mpanjaka, satria niasa ho an’ny mpanjaka izy ireo.
malagasy
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoerany tamin'ny mpanjaka hanao ny asany.