1 Chronicles 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Simeona dia i Nemoela, i Jamina, i Jariba, i Zera ary i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Simeôna: i Namoela, i Jamina, i Jariba, i Zarà, i Saola, i Seloma zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Nemoela sy i Jamîna mbamin’i Jariba sy i Zera ary i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Simeona dia i Nemoela, i Jamina, i Jariba, i Zera ary i Saoly.
malagasy
[Ny taranak'i Simeona sy ny fonenany] Ny zanakalahin'i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,