1 Chronicles 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Misma dia i Hamoela, ary i Zakora no zanakalahin’i Hamoela, i Simey no zanakalahin’i Zakora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Masmà: i Hamoela zanany, i Zakora zanany, i Semeì zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Mismà dia i Hamoela sy i Jakora ary i Simehỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin'i Hamoela, Simey no zanakalahin'i Zakora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Misma dia i Hamoela, ary i Zakora no zanakalahin’i Hamoela, i Simey no zanakalahin’i Zakora.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin'i Hamoela, Simey no zanakalahin'i Zakora.