1 Chronicles 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Semeì nanan-janaka 16 lahy sy enim-bavy, tsy nanan-janaka maro ny rahalahiny, ary tsy nitombo toy ny zanak’i Jodà ny fianakaviany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary Simey nanan-janaka enina ambin'ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak'i Joda ny fokony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra.
malagasy
Ary Simey nanan-janaka enina ambin'ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak'i Joda ny fokony rehetra.