1 Chronicles 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ireo dia nonina tao Bery-Sheba, Molada, Hazara-Soala,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nonenan’izy ireo dia tao Bersabea, tao Môladà, tao Hasar-Soala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-panjakan’i Davida, dia ireto no tanàna nonenan’ny taranak’i Simehôna: i Beera-Seba sy i Môladà, i Hatsary-Sohala sy i Bahalà, i Hetsema sy i Tôlada, i Betoela sy i Hôrmà, i Tsiklàga sy i Bety-Markabôta, i Hatsary-Sosima sy i Bety-Birỳ ary i Saharaîma mbamin’ireo tanàna kely momba azy avy. Teo koa ireto tanàna dimy ireto: dia i Hetama sy i Haîna, i Rimôna sy i Tôkèna ary i Hasàna
Malagasy Bible 1865
Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ireo dia nonina tao Bery-Sheba, Molada, Hazara-Soala,
malagasy
Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala