1 Chronicles 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no avy amin’ny rain’i Etama: I Jezirela sy i Jisma ary i Jidbasy. I Hazilelponỳ no anaran’ny anabaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao avy no avy amin’ny rain’i Etama: i Jezrahela, i Jesema, sy i Jedebosa, ary Asalelfônì no anaran’ny anabavin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no zanakalahin’i Hora, lahimatoan’i Efrata sady mpanorina an’i Betlehema: i Natama sy i Jizrehela ary i Jismà sy i Jidbasa; ny anabavin’izy efa-dahy kosa atao hoe Hatselpônỳ; ao koa i Penoela mpanorina an’i Gedôra, ary i Hezera mpanorina an’i Hosà.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no avy amin'ny rain'i Etama: Jezirela sy Jisma ary Jidbasy, ary Hazelelpony no anaran'ny anabaviny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no avy amin’ny rain’i Etama: I Jezirela sy i Jisma ary i Jidbasy. I Hazilelponỳ no anaran’ny anabaviny.
malagasy
Ary izao no avy amin'ny rain'i Etama: Jezirela sy Jisma ary Jidbasy, ary Hazelelpony no anaran'ny anabaviny,