1 Chronicles 4:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Bety-Markabota, Hazora-Sosima, Bety-Biry ary tao Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tao Bety-Markabôta, tao Hasar-Sosima, tao Bety-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin’ny andro nanjakan’i Davida.
Malagasy Bible 1865
sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Bety-Markabota, Hazora-Sosima, Bety-Biry ary tao Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan’i Davida.
malagasy
sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan'i Davida.