1 Chronicles 4:32 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vohitra miankina aminy dia i Etama, i Aina, i Rimona, i Tokena ary i Asana; tanàna dimy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azy ireo koa i Etama, i Aena, i Remôna, i Tôkena sy i Asàna, tanàna dimy,
Malagasy Bible 1865
Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vohitra miankina aminy dia i Etama, i Aina, i Rimona, i Tokena ary i Asana; tanàna dimy ireo,
malagasy
Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo,