1 Chronicles 4:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miampy ny vohitra miankina aminy rehetra koa izay manodidina izany tanàna izany hatrany Baala. Ireo no fonenany sady nanana tetiarana manokana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny zana-bohiny rehetra izay tao amin’ny manodidina an’ireo tanàna ireo, hatrany Baala. Ireo no fonenany, sy ny taratasy tetiaram-pirazanan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ny tanàna kely rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Bahalato. Ireo no toeram-ponenan’ny taranak’i Simehôna ary samy nanana ny tantaram-pirazanana manokana izy.
Malagasy Bible 1865
ary ny zana-bohiny rehetra koa izay manodina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany sady nanana fitantaram-pirazanana manokana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miampy ny vohitra miankina aminy rehetra koa izay manodidina izany tanàna izany hatrany Baala. Ireo no fonenany sady nanana tetiarana manokana izy.
malagasy
ary ny zana-bohiny rehetra koa izay manodina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany sady nanana fitantaram-pirazanana manokana izy.