1 Chronicles 4:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Mesobaba, i Jamleka, i Josa, zanak’i Amazia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Môsôbaba, i Jemleka, i Jôsà, zanaka lahin’i Amasiasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto voatonona anarana ireto no filoha teo amin’ny tarika nisy azy avy: i Mesôbaba sy i Jamelèka, i Jôsa zanakalahin’i Amatsià, i Jôela, i Jehò ilay zanakalahin’i Jôsibeià sy zafin’i Seraià ary zafiafin’i Hasièla, i Eliôhenay sy i Jahakôbà, i Jesôhaià, i Hasaià sy i Hadiela mbamin’i Jesimiela sy i Benaià ary i Zizà ilay zanakalahin’i Sifehỳ sy zafin’i Alôna sy zafiafin’i Jedaià sy zafin-dohalik’i Simrỳ ary zafin-kitrokelin’i Semahià. Samy nihamaro fatratra ny fianakaviany,
Malagasy Bible 1865
Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak'i Amazia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Mesobaba, i Jamleka, i Josa, zanak’i Amazia,
malagasy
Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak'i Amazia,