1 Chronicles 4:38 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin’ny fianakaviany avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo lehilahy voatonona amin’ny anarany ireo, dia samy filohany amin’ny fianakaviany avy; nitombo fatratra ny fokom-pianakaviany,
Malagasy Bible 1865
ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin'ny fotony avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin’ny fianakaviany avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.
malagasy
ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin'ny fotony avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.