1 Chronicles 4:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany amin’ny fidirana ho any Gedora izy ireo, dia hatrany amin’ny ilany atsinanana amin’ny lohasaha, hitady ahitra ho an’ny ondry aman’osiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nankany amin’ny hadilalan’i Gadôra izy, hatrany amin’ny ilany atsinanana amin’ny lohasaha, mba hitady tany fiandrasam-biby fiompiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandeha nankany akaikin’i Gedôra, dia hatrany atsinanan’ny lohasaha mba hitady ahitra ho an’ny andian’ondriny.
Malagasy Bible 1865
Ary nankany amin'ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin'ny ilany atsinanana amin'ny lohasaha, hitady ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany amin’ny fidirana ho any Gedora izy ireo, dia hatrany amin’ny ilany atsinanana amin’ny lohasaha, hitady ahitra ho an’ny ondry aman’osiny.
malagasy
Ary nankany amin'ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin'ny ilany atsinanana amin'ny lohasaha, hitady ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny.