1 Chronicles 4:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Penoela no rain’i Gedora, ary i Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora, lahimatoan’i Efrata, rain’ny any Betlehema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Fanoela no rain’i Gedôra, ary i Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanaka lahin’i Hora, lahy matoan’i Efrata, rain’i Betlehema.
Malagasy Bible 1865
ary Penoela, rain'i Gedora, sy Ezera, rain'i Hosa. Ireo no zanak'i Hora, lahimatoan'i Efrata, razamben'ny any Betlehema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Penoela no rain’i Gedora, ary i Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora, lahimatoan’i Efrata, rain’ny any Betlehema.
malagasy
ary Penoela, rain'i Gedora, sy Ezera, rain'i Hosa. Ireo no zanak'i Hora, lahimatoan'i Efrata, razamben'ny any Betlehema.