1 Chronicles 4:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahita ahitra maitso sady tsara izy ireo; malalaka ny tany sady nandry fehizay; ary ny taranak’i Hama no nonina tao tany taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita tany fiandrasam-biby lonaka sy tsara izy, tany malalaka, mandry feizay sy miadana; taranak’i Khama ny mponina tao fahataloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahita ahitra milenodenoka sady tsara izy ireo ary midadasika ny tany sady milamina feizay; taranak’i Hama no mponina tao taloha.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita ahitra maitso sady tsara izy, ary malalaka ny tany sady nandry fahizay; nefa ny taranak'i Hama no nonina tany taloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahita ahitra maitso sady tsara izy ireo; malalaka ny tany sady nandry fehizay; ary ny taranak’i Hama no nonina tao tany taloha.
malagasy
Ary nahita ahitra maitso sady tsara izy, ary malalaka ny tany sady nandry fahizay; nefa ny taranak'i Hama no nonina tany taloha.