1 Chronicles 4:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namely ny sisa afaka tamin’ny Amalekita izy ireo ka monina ao mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandresy ny Amalesita sisa afa-nandositra izy ireo dia niorim-ponenana teo mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka namely ny Hamalekîta sisa afa-nandositra, dia nonina tany mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary namely ny sisa afaka tamin'ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namely ny sisa afaka tamin’ny Amalekita izy ireo ka monina ao mandraka androany.
malagasy
Ary namely ny sisa afaka tamin'ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.