1 Chronicles 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanambady roa i Asora, rain’i Tekôe, dia i Halaà sy i Naarà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà.
Malagasy Bible 1865
Ary Asora, razamben'ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara.
malagasy
Ary Asora, razamben'ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara.