1 Chronicles 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Nara no niteraka an’i Ahozama, i Hafera, i Temeny ary i Hahastarỳ. Ireo no zanakalahin’i Nara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny naterak’i Naarà taminy dia i Oozama, i Hefera, i Tenamì ary i Ahastarì: ireo no zanaka lahin’i Naarà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.
Malagasy Bible 1865
Ary Nara niteraka an'i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin'i Nara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Nara no niteraka an’i Ahozama, i Hafera, i Temeny ary i Hahastarỳ. Ireo no zanakalahin’i Nara.
malagasy
Ary Nara niteraka an'i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin'i Nara.