1 Chronicles 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Halaà dia i Sereta, i Isaara sy i Etnàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.