1 Chronicles 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Koza no niteraka an’i Anoba sy i Zobeba ary ny fokon’i Aharela, zanakalahin’i Haroma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kaosa niteraka an’i Anoba sy i Sôbobà, ary ny fokon’i Aharehela, zanaka lahin’i Aroma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kôtsa no ray niteraka an’i Hanoba sy i Tsôbebà; ary izy koa no razamben’ny tarik’i Aharihela, zanakalahin’i Haroma.
Malagasy Bible 1865
Ary Hakoza niteraka an'i Anoba sy Zobeba ary ny fokon'i Aharela, zanakalahin'i Haroma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Koza no niteraka an’i Anoba sy i Zobeba ary ny fokon’i Aharela, zanakalahin’i Haroma.
malagasy
Ary Hakoza niteraka an'i Anoba sy Zobeba ary ny fokon'i Aharela, zanakalahin'i Haroma.