1 Chronicles 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ny reniny no nanome ny anarany hoe Jabeza, satria hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomena haja noho ny rahalahiny i Jabesa ary nataon-dreniny hoe Jabesa ny anarany, fa hoy izy: «Nijaly aho no niteraka azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy atao hoe Jahebetsy, izay nalaza kokoa noho ireo rahalahiny. Ny reniny no nanome ny anarany hoe Jahebetsy satria hoy izy: «Zoim-pahoriana aho, raha niteraka azy».
Malagasy Bible 1865
Ary Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ary ny reniny nanao ny anarany hoe Jabeza, fa hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ny reniny no nanome ny anarany hoe Jabeza, satria hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.
malagasy
Ary Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ary ny reniny nanao ny anarany hoe Jabeza, fa hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.