1 Chronicles 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andron’i Saoly dia niady tamin’ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day nanerana ny ilany atsinanana rehetra amin’i Gileada izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andron’i Saola niady tamin’ny Agareanina izy, ka naharesy an’ireny, dia nonina tao amin’ny lainy eran’ny ilany atsinanana rehetra amin’i Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Saoly no niady tamin’ny Hagrita ny Reobenita ka nandresy azy; avy eo, dia nanorin-dasy manerana ny ilany atsinanana amin’i Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andron'i Saoly dia niady tamin'ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran'ny ilany atsinanana rehetra amin'i Gileada izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andron’i Saoly dia niady tamin’ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day nanerana ny ilany atsinanana rehetra amin’i Gileada izy.
malagasy
Ary tamin'ny andron'i Saoly dia niady tamin'ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran'ny ilany atsinanana rehetra amin'i Gileada izy.[Na: tany antsinanan'i Gileada]