1 Chronicles 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nonina tandrifiny, teny amin’ny tany Basana hatrany Saleka ny taranak’i Gada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Gada, dia nonina tandrifin’ireo, tao amin’ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà:
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Gada nonina tandrifiny, teny amin'ny tany Basana hatrany Saleka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nonina tandrifiny, teny amin’ny tany Basana hatrany Saleka ny taranak’i Gada.
malagasy
Ary ny taranak'i Gada nonina tandrifiny, teny amin'ny tany Basana hatrany Saleka;