1 Chronicles 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Joela filohany, i Safàna no manarakaraka, vao i Janaì sy i Safata tany Basàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata.
Malagasy Bible 1865
Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana.
malagasy
Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana.