1 Chronicles 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia i Mikaela, i Mesolama, i Seba, i Joray, i Jakana, i Zia ary i Ebera; fito izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rahalahin’ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia i Mikaela, i Mosolama, i Sebe, i Jôraì, i Jakàna, i Zie ary i Hebera, fito izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fito ny rahalahin’ireo, araka ny fianakaviany avy, dia Mikaela sy i Mesolama, i Seba sy i Jôray mbamin’i Jahikano sy i Zia ary i Hebera:
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia i Mikaela, i Mesolama, i Seba, i Joray, i Jakana, i Zia ary i Ebera; fito izy ireo.
malagasy
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.