1 Chronicles 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanakalahin’i Abihaila, zanak’i Hory, zanak’i Jaroa, zanak’i Gileada, zanak’i Mikaela, zanak’i Jesisay, zanak’i Jado, zanak’i Boza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo dia zanaka lahin’i Abihaila zanak’i Horỳ zanak’i Jerà, zanak’i Galaada zanak’i Mikaela zanak’i Jesesì zanak’i Jedô zanak’i Boza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo no zanakalahin’i Abihaîla ilay zanakalahin’i Horỳ sy zafin’i Jarôa sy zafiafin’i Gilehada sy zafin-dohalik’i Mikaela sy zafin-kitrokelin’i Jesisay sy zafim-paladian’i Jehidao ary zafin-dorian’i Boza.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanakalahin'i Abihaila, zanak'i Hory, zanak'i Jaroa, zanak'i Gileada, zanak'i Mikaela, zanak'i Jesisay, zanak'i Jado, zanak'i Boza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanakalahin’i Abihaila, zanak’i Hory, zanak’i Jaroa, zanak’i Gileada, zanak’i Mikaela, zanak’i Jesisay, zanak’i Jado, zanak’i Boza;
malagasy
Ireo no zanakalahin'i Abihaila, zanak'i Hory, zanak'i Jaroa, zanak'i Gileada, zanak'i Mikaela, zanak'i Jesisay, zanak'i Jado, zanak'i Boza;