1 Chronicles 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin’ny andron’i Jotama, mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama, mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no efa nanoratana an’ireo zanak’i Gada rehetra tamin’ny tetiaram-pirazanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo taranak’i Gada rehetra ireo dia voasoratra tanaty boky avokoa tamin’ny andron’i Jôtama mpanjakan’i Joda sy tamin’ny andron’i Jerobohama mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin'ny andron'i Jotama, mpanjakan'ny Joda, sy tamin'ny andron'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin’ny andron’i Jotama, mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama, mpanjakan’ny Israely.
malagasy
Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin'ny andron'i Jotama, mpanjakan'ny Joda, sy tamin'ny andron'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely.