1 Chronicles 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niady tamin’ny Hagarita, tamin’i Jetora, tamin’i Nafisy ary tamin’i Nodaba izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niady tamin’ny Agareanina izy ireo, sy tamin’i Jetora, i Nafisa, ary i Nôdaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niady tamin’ny Hagrîta sy tamin’ny taranak’i Jetora sy i Nafisa ary i Nôdaba ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary niady tamin'ny Hagarita sy tamin'i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niady tamin’ny Hagarita, tamin’i Jetora, tamin’i Nafisy ary tamin’i Nodaba izy ireo.
malagasy
Ary niady tamin'ny Hagarita sy tamin'i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.