1 Chronicles 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Joda dia nisandratra ho ambony noho ny rahalahiny ary izy no niavian’ny mpitondra; fa ny fizokiana dia an’i Josefa ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahery tamin’ny rahalahiny i Jodà ary izy no niavian’ny filoha anankiray, nefa an’i Josefa ihany ny fizokiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Joda no nahery indrindra teo amin’izy mirahalahy avy, ka izy no nipoiran’ilay ho tonga mpanjakan’i Israely; nefa ny fizokiana dia an’i Jôsefa ihany.
Malagasy Bible 1865
fa Joda nisandratra noho ny rahalahiny, ary izy no nihavian'ny mpanapaka; nefa ny fizokiana kosa dia an'i Josefa ihany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Joda dia nisandratra ho ambony noho ny rahalahiny ary izy no niavian’ny mpitondra; fa ny fizokiana dia an’i Josefa ihany.
malagasy
fa Joda nisandratra noho ny rahalahiny, ary izy no nihavian'ny mpanapaka; nefa ny fizokiana kosa dia an'i Josefa ihany),