1 Chronicles 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nobaboiny ny biby fiompiny, dia rameva dimy alina, ondry aman’osy dimy alina sy roa hetsy, boriky roa arivo ary olona iray hetsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nobaboiny ny andiam-biby fiompin’ireny, rameva 50.000, ondry 250.000, ampondra 2.000, olona 100.000.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony babo ny biby fiompiny (dia rameva 50 000, ondry aman’osy 250.000, boriky roa arivo) ary koa olona iray hetsy.
Malagasy Bible 1865
Ary nobaboiny ny bibiny, dia rameva dimy alina sy ondry aman'osy dimy alina amby roa hetsy sy boriky roa arivo ary olona iray hetsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nobaboiny ny biby fiompiny, dia rameva dimy alina, ondry aman’osy dimy alina sy roa hetsy, boriky roa arivo ary olona iray hetsy;
malagasy
Ary nobaboiny ny bibiny, dia rameva dimy alina sy ondry aman'osy dimy alina amby roa hetsy sy boriky roa arivo ary olona iray hetsy;