1 Chronicles 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin’Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan’ny fahababoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa be maty ny olona, satria avy amin’Andriamanitra ny ady. Ary izy ireo no nonina nandimby an’ireny, mandra-pahatongan’ny fahababoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marobe ny fahavalo maty niampatrampatra satria avy amin’Andriamanitra ny ady. Ary nipetraka nisolo toerana ny Hagrita ry zareo mandra-pahatongan’ny fahababoana.
Malagasy Bible 1865
fa maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin'Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan'ny namaboana azy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin’Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan’ny fahababoana.
malagasy
fa maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin'Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan'ny namaboana azy kosa.