1 Chronicles 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nonina teo amin’ny tany; ary nihamaro izy ireo ka tonga hatrany Basana ka hatrany Baala-Hermona sy Senira ary hatrany amin’ny tendrombohitra Hermona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nonina tamin’ny tany hatrany Basàna ka hatrany Baal-Hermôna sy i Anira ary ny tendrombohitra Hermôna; maro izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nonina ny faritra hatreo Basàna ka hatrany Bahala-Hermôna sy Senîra ary ny tendrombohitra Hermôna; nihamaro be izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nonina tamin'ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin'ny tendrombohitra Hermona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nonina teo amin’ny tany; ary nihamaro izy ireo ka tonga hatrany Basana ka hatrany Baala-Hermona sy Senira ary hatrany amin’ny tendrombohitra Hermona.
malagasy
Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nonina tamin'ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin'ny tendrombohitra Hermona.