1 Chronicles 5:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Levy dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Levỳ: i Gersôna, i Kaata, ary i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Levỳ dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Levy dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary.
malagasy
[Ny taranak'i Levy] Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.