1 Chronicles 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Robena, lahimatoan’Israely, dia i Hanoka, i Palo, i Hezrona ary i Karmy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin-dRobena lahy matoan’i Israely: i Enôka, i Falò, i Esrôna ary i Karmì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Reobena, lahimatoan’i Jakôba, dia i Hanôka sy i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.
Malagasy Bible 1865
ny zanakalahin'i Robena, lahimatoan'Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Robena, lahimatoan’Israely, dia i Hanoka, i Palo, i Hezrona ary i Karmy.
malagasy
ny zanakalahin'i Robena, lahimatoan'Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.