1 Chronicles 5:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Eleazara niteraka an’i Finea, i Finea niteraka an’i Abisoe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elehazara no ray niteraka an’i Pinehasa; i Pinehasa, ray niteraka an’i Abisoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Eleazara no niteraka an’i Finehasa; i Finehasa no niteraka an’i Abisoa;
malagasy
Eleazara niteraka an'i Finehasa; ary Finehasa niteraka an'i Abisoa;