1 Chronicles 5:33 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Meraiota no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Meraiota niteraka an’i Amariasa, i Amariasa niteraka an’i Akitoba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Meraiôta, ray niteraka an’i Amarià; i Amzarià, ray niteraka an’i Ahitoba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Meraiota no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba;
malagasy
ary Meraiota niteraka an'i Amaria; ary Amaria niteraka an'i Ahitoba;