1 Chronicles 5:34 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ahitoba no niteraka an’i Zadoka; i Zadoka no niteraka an’i Ahimaza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Akitoba niteraka an’i Sadôka, i Sadôka niteraka an’i Akimaasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Ahitoba, ray niteraka an’i Tsadôka; i Tsadôka, ray niteraka an’i Ahimahatsa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ahitoba no niteraka an’i Zadoka; i Zadoka no niteraka an’i Ahimaza;
malagasy
ary Ahitoba niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Ahimaza;