1 Chronicles 5:35 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ahimaza no niteraka an’i Azaria; i Azaria no niteraka an’i Johanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Akimaasa niteraka an’i Azariasa, i Azariasa niteraka an’i Johanàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Ahimahatsa, ray niteraka an’i Hazarià; i Hazarià, ray niteraka an’i Johanàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ahimaza no niteraka an’i Azaria; i Azaria no niteraka an’i Johanana;
malagasy
ary Ahimaza niteraka an'i Azaria; ary Azaria niteraka an'i Johanana;