1 Chronicles 5:36 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Johanàna niteraka an’i Azariasa, izay nanao ny fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Salômôna, tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema;
malagasy
ary Johanana niteraka an'i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin'ny trano nataon'i Solomona tany Jerosalema);