1 Chronicles 5:39 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Saloma no niteraka an’i Hilkia; i Hilkia no niteraka an’i Azaria;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Seloma niteraka an’i Helkiasa, i Helkiasa niteraka an’i Azariasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Saloma, ray niteraka an’i Hilkià; i Hilkià, ray niteraka an’i Hazarià;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Saloma no niteraka an’i Hilkia; i Hilkia no niteraka an’i Azaria;
malagasy
ary Saloma niteraka an'i Hilkia; ary Hilkia niteraka an'i Azaria;