1 Chronicles 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Joela dia i Semaia; i Goga no zanakalahin’i Semaia; i Simey no zanakalahin’i Goga;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Joela: i Samià zanany, i Goga zanany, i Semeì zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Jôela: i Semahià zanakalahin’i Jôela, i Gôga zanakalahin’i Semahià, i Simehỳ zanakalahin’i Gôga,
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin'i Semaia, Sirney no zanakalahin'i Goga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Joela dia i Semaia; i Goga no zanakalahin’i Semaia; i Simey no zanakalahin’i Goga;
malagasy
Ny zanakalahin'i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin'i Semaia, Sirney no zanakalahin'i Goga,