1 Chronicles 5:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Azaria no niteraka an’i Seraia; i Seraia no niteraka an’i Jozadaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Azariasa niteraka an’i Saraiasa, i Saraiasa niteraka an’i Josedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hazarià, ray niteraka an’i Seraià; i Seraià, ray niteraka an’i Jôtsadaky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Azaria no niteraka an’i Seraia; i Seraia no niteraka an’i Jozadaka.
malagasy
ary Azaria niteraka an'i Seraia; ary Seraia niteraka an'i Jozadaka;ary dia lasan-ko babo Jozadaka, nony voatolotr'i Jehovah ho babon'i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema.